Mpanjakavavin' i Saba

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Queen of Sheba)
Mpanjakavavin' i Saba
Ankapobeny
Anarana Mpanjakavavin' i Saba
Teraka Tsy fantatra
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Etiopia
Asa : Tsy fantatra
Fiainana manokana

Ny mpanjakavavin'i Saba na mpajakavavin' i Seba dia mpanjakavavy resahina ao amin' ny Baiboly izay fantatra araka io boky io fa nanapaka ny Fanjakan' i Saba. Nitsidika an' i Sôlômôna na Salômôna tao Jerosalema izy raha nahare ny lazan' ny fahendren' ity mpanjakan' i Israely ity. Ny Fanjakan' i Saba (na Seba) dia mety nivelatra avy any Iemena ka hatrany amin' ny tapany avaratr' i Etiôpia sy any Eritrea.

Amin' ny teny hebreo dia atao hoe מלכת שבא / melket Shava io anarana io fa amin' ny teny arabo kosa dia ملكة سبأ / malika-t Saba ary amin' ny teny gezy dia ንግሥተ ሳባ / nəgəstä Saba.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

  • Ao amin'i Freebase: [1]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.