Planoise

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka tanàna frantsay ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Planoise
Planoise Montage.jpg
Velarantany 2 4 km2 km2
Isam-ponina 20,700 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena NC
Faritany NC
Fisian'i Planoise

Planoise dia anisan'ny fokotan'i Besançon.

Jeografia[hanova | modifier le wikitexte]

Toerana[hanova | modifier le wikitexte]

Planoise depuis Chaudanne.JPG

Ny toerana misy an'i Planoise dia tany lemaka 300 hektara eo anelanelan'i Bois de Planoise any atsimo atsinanana, ny Bois Monsieur any atsimo andrefana (Avanne), ny Bois de Franois any andrefana ary ny Bois de Pirey any avaratra. Voafaritra amin'ny vohitr'i Planoise manan-haabo 490 m ilay fokontany any atsio ary ny vohitr'i Rosemont (466 m) any avaratra andrefana. Mandalo 1 kilometratra any atsimo ny Doubs

Rohy ivelany[hanova | modifier le wikitexte]