Penina

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny penina dia taho kely fanoratana, vita amin'ny hazo na vy na akora hafa izay mifangaro na tsia, izay loaka anaty mba ahafahan'ny tsirano-menaka miloko (mainty, manga, mena na maitso amin'ny ankapobeny) mitsotsorika midina tsikelikely milelaka ny tendrony ambany boribory. Ka ny fiodinan'io farany no manome ny soratra.