Papeete

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

I Papeete, izay azo soratana ihany koa hoe Pape'ete, dia kaominina renivohitr'i Polinezia frantsay. Izy koa no renivohitry ny nosin'i Tahiti. Any avaratra andrefan'i nosin'i Tahiti no misy azy, ao amin'ny Ranomasimbe Pasifika. Ny kaominina manodidina azy dia Pirae any antsinanaa ary Faa'a (izay ahitana ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenen'i Tahiti Faa'a) any andrefana.

[hanova] Jereo koa

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana
Amin'ny tenim-pirenena hafa