Pakejy

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Pakajy)

Amin'ny kajimirindra, ny pakejy (avy amin'ny teny anglisy package) dia rakitra ahitana rakitra ilain'ny solosaina, ny torohay ilain'ny mpandrindra milina iray ho an'ny fametrahana ny rindrankajy iray. Araka izany ny APT, RPM ary ny URPMI dia mpitantana pakejy ho an'i Linux.

Fanorenana[hanova | hanova ny fango]

Ao amin'ny pakejy dia ahitana ireo rakitra ireto:

  • Rakitra azo alefa na renifango
  • Rakitra ho an'ny kaonfigy
  • Rakitra ho an'ny fanoroana
  • Rakitra ho an'ny fiankinana ara-drindrankajy
  • Raki-baiko alefa aloha ary na aorian'ny fametrahana
  • Raki-baiko alefa aloha ary aorian'ny fanalana

Ny endrika ahitana pakejy dia na renifango na rakitra miroafototra voakaompily mialoha

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]