PDF

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny PDF dia avy amin'ny fanalavan-teny frantsay hoe "Portable Document Format" izay midika hoe teny mifono ka azo entina na afindra toerana. Io pdf io dia teny vita avy amin'ny kajimirindra ka ampiasaina ao amin'ny kajimirindra na ireo pejy fanoratra. Niforony orinasa Adobe Systems tamin'ny taona 1993 izy io. Matetika ampiasaina amin'ireny fanatsarana soratra ireny: sary, loko,... no tena manavanana pdf.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]