Oniversiten' i Mahajanga

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Oniversite Mahajanga)
Oniversite Mahajanga
Teny filamatra "Discipline - Cohésion - Excellence"
Niorina 1977
Karazany Fanjakana
Toerana Mahajanga
Firenena  Madagasikara
Faritra Faritra Boeny
Toby Ambondrona
Filoha Emmanuel Andrianony Rakotoarivony


Isan'ny mpianatra 5000
Tranokala http://www.univ-mahajanga.edu.mg


Ny Oniversite Mahajanga dia sekolim-panjakana ambaratonga ambony, miorina ao Mahajanga renivohitra faritra Boeny any amin'ny faritra avaratra andrefan'i Madagasikara no misy azy.

Tantara[hanova | hanova ny fango]

Naorina tamin'ny taona 1977, ny sekoly mianatra momba ny fahasalaman'ny nify na l'École supérieure de chirurgie dentaire (ESCD) no nisokatra voalohany tamin'izany. Ny Profesora George Rahoelina Rakotoarivelo no filoha nitantana ny Oniversite Mahajanga voalohany. Ny taona 1982 teo no nisokatra ireo sampana hafa toy ny sokajy fianarana momban'ny fahasalamana ankapobeny na médecine générale sy ny siansa natoraly ka ireo sampana roa ireo no nosokafana tamin'ny fomba ofisialy ny taona 1983 tao Mahajanga ihany.

Sampam-piofanana[hanova | hanova ny fango]

Miankina[hanova | hanova ny fango]

Ny Oniversite Mahajanga [1] dia ahitana sokajy roa miankina :

  • Fianarana Fitsabona na "Faculté de médecine"
  • Siansa Natoraly (Biolojia, tontolo iaina, fambolena, fiompina, ...) na "Faculté des sciences"

Tsy miankina[hanova | hanova ny fango]

Betsaka ny sokajim-piofanana izay andoava-mbola hita ao amin'ny Oniversite Mahajanga[2]  :

  • Institut Universitaire de Gestion et de Management (IUGM)
  • Institut Biologie Appliquée (IBA)
  • École de Droit et Science Politique (EDSP)
  • École de Tourisme (ET)
  • École de Langue et de Civilisation (ELC)
  • ISSTM
  • EATP
  • Institut d'odontostomatologie tropicale de Madagascar

Krizy[hanova | hanova ny fango]

Taona 2009 - 2010[hanova | hanova ny fango]

Ny taona 2009, nisy ny fitokonan'ireo mpianatra nitaky vatsim-pianarana, tamin'ny taona 2010, dia natao ny fifidianana filoha vaovao dia ny Profesora Rabesa Zafera Antoine[3] no lany hitondra ny Oniversite Mahajanga.

Taona 2014[hanova | hanova ny fango]

Nanomboka ny taona 2010 no nitondran'ny Profesora Rabesa Zafera Antoine, niroborobo ny fandrosoan'ny Oniversite Mahajanga, nitombo ny sampam-pianarana. Taty amin'ny taona 2014 dia ravana avokoa ireo foto-drafitr'asa natao ary tapaka ny famatsiam-bola avy any ivelany. Akehitriny dia anatin'ny krizy sady fitondrana tetezamita tanteraka ny Oniversite Mahajanga.

Lisitra sampam-piofanana[hanova | hanova ny fango]

Miankina amin'ny fanjakana Tsy Miankina amin'ny fanjakana
Faculté des médecines Institut Universitaire de Gestion et de Management (IUGM)
Faculté des sciences Institut Biologie Appliquée (IBA)
École de Droit et Science Politique (EDSP)
École de Tourisme (ET)
École de Langue et de Civilisation (ELC)
ISSTM
EATP
Institut d'odontostomatologie tropicale de Madagascar

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]

  1. http://www.refer.mg/edu/minesup/mahajang/iostm/histo.htm
  2. Agence universitaire de la Francophonie (AUF), « Fiche de l'université de Mahajanga sur le site web de l'AUF », auf.org. Novangiana tamin'ny 9 janvier 2013 Archived Mey 18, 2015 at the Wayback Machine "kopian'ny arisiva". Archived from the original on 2015-05-18. Retrieved 2015-04-24. "kopian'ny arisiva". Archived from the original on 2015-05-18. Retrieved 2015-04-24."kopian'ny arisiva". Archived from the original on 2015-05-18. Retrieved 2015-04-24."kopian'ny arisiva". Archived from the original on 2015-05-18. Retrieved 2015-04-24."kopian'ny arisiva". Archived from the original on 2015-05-18. Retrieved 2015-04-24."kopian'ny arisiva". Archived from the original on 2015-05-18. Retrieved 2015-04-24.
  3. "kopian'ny arisiva". Archived from the original on 2012-02-03. Retrieved 2015-04-24.