The Fox and the Hound

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Ny Amboahaolo Sy Ny Alika)
Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka horonantsary ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

The Fox and the Hound na Rox et Rouky (« Ny Amboahaolo sy ny Alika / Rox sy Rouky ») dia klasika faha 24 ny Studio Disney, nivoaka tamin'ny 10 Jolay 1981, avy amin'ny filazàna mitovy anarana nataon'i Daniel P. Mannix tamin'ny 1967. Ny voatotin'ny tantarany dia misy amboahaolo, Rox, sy alika, Rouky. Voasedra ny fihavanany ony satria lasa mpihaza ny tompon'i Rouky.

Afaka hitantsika ao i Kurt Russell, Mickey Rooney, Pearl Bailey, Pat Buttram, Sandy Duncan, Richard Bakalyan, Paul Winchell, Jack Albertson, Jeanette Nolan, Keith Coogan, sy Corey Feldman.

Mifototra amin'ny tantaran'i Daniel P. Mannix io tantara io (Boky mitovy anarana tamin'ny 1967).

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]