Nosy ny Kipra

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Sainan'i Repoblikan'i Kipra

Ilay nosy ny Kipra (Κύπρος amin'ny teny grika ; Kıbrıs amin'ny teny Torka) dia nosy ao anatin'ny Mediteranea antsinanana, izy dia eo akaikin'ny Siria sy eo antsimo ny Anatolia (any torkia).

Mpikambana amin'ny Vondrona Eoropeanina ilay silaka antsimon'ilay nosy. Misy mponina 1.300.000 no miaina ao. Ny grika no tena betsaka indrindra ao anatin'ny Kipra iray mantolo, misy koa moa olona Britanika mipetraka ao anatin'ny base militaire, ary ireo basy militaire ireo dia amban'ny fitondran'ny Nosy Britanika.

Ilay silaka avaratra dia efa nahazo fahaleovantena tamin'ny taona 1974. Tamin'io no nisy Kipra anaky roa, ary voasaraka izy ireo amin'ilay « tsipika Attila ».

  • Misy ny Repoblika Kipriôty dia ilay repoblika tena fantatrin'ny komonitia internasionaly. Manana fipetrahan'ny UN izy ary mpikambanan'ny Vondrona Eoropeanina (EU). Tokony manjaka ao anatin'ilay nosy iray mantolo izy kanefa izy eo antsimo ihany no tena manana hasina

les enclaves britanniques d'Akrotiri et Dhekelia : au sud de l'île, sont deux bases militaires que le Royaume-Uni a conservé en pleine souveraineté après l'indépendance de l'île.

Jereo Koa/Amboary [hanova]