Nosy Sôlômôna

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Nosy Solomona)
Sainan'i Nosy Solomona
Saritanin' ny Nosy Sôlômôna ao amin' ny Bolontany

Ny Nosy Sôlômôna dia firenena ao Ôseania. Ny renivohiny dia i Honiara. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. 28,400 km2 ny velarany ary 523,000 ny isan' ny mponiny araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2009. Ny faritr' ora dia +11.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.