Mpikambana:Poizina

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy


Hafatra[hanova | modifier le wikitexte]

Rehefa nanoratra teto sy nivezivezy erak'ireo tranonkala momba an'i Madagasikara dia nahita fa be dia be ireo tranonkala mahaliana. Fa betsaka amin'ireo no tena tranonkala mitoka-monina ary betsaka no mikatona ho azy.

Mandraisa anjara isika eto amin'ny wikipedia, manorata lahatsoratra, hamarino izay diso, asio rohy mandeha any amin'ireny tranonkala ireny, entano ny namanao hanoratra eto.

--Poizina (discussion) 25 Mey 2012 à 11:26 (UTC)


Tany am-piandohana[hanova | modifier le wikitexte]

Manova ny mombamomba an'i Afrika : tantara, jeografia, toe-karena sy ny sisa no imasoako amin'izao, tafiditra ao i Madagasikara.

Ny tanjona lavitr'ezaka dia ny hanome raki-pahalalana MARINA, TSY MITONGILANA ho an'ireo malagasy namana. Nataoko ireo sorabaventy ireo satria ireo raki-pahalalana sy tranonkala hafa matetika dia tsy milaza ny marina ary mitongilana any amin'ny firenena tandrefana.