Mpikambana:Jao anjara

Avy amin'i Wikipedia

https://plus.google.com/118039710019768592806/posts/TpYJihygxUe?pid=6123066406392023186&oid=118039710019768592806"Jao Anjara[1]" Anarana notsoahina avy tamin'ny RAKOTONDRAJAO Anjarasoa izay anarana feno nomen'ireo ray aman-dreny,teraka ny 16 Aprily 1986 tao Befelatanana Antananarivo,manambady,dia i Anjara vololonirina (teraka RANDRIANANTENAINA). Zanak'i RAKOTONDRAJAO René sy RAZANAKOLONA Christine samy monina ao Morondava Ambohibao Antehiroka.Nianatra Fikirakirana ara-teknika momban'ny Fiarakodia sy ny teknolojia teny amin'ny "Sekoly Ambony Polytechnique Antananarivo".Niasa tao amin'ny ENTREPRISE Charle RABENARIVO COLI EXPRESS ny taona 2005,niasa tao amin'ny Car express Garage 2006-2010,ary ary 2010-2015 dia miasa ao amin'ny Orinasa MEDICO S A Ankorondrano. Nandalina momban'ny Kolontsaina Malagasy ,ka tao anatin'izany ny Kanto an-Kabary.Mpikabary Katolika nivoaka tamin'ny andia Joany Paoly II tao amin'ny EKAR Analamahitsy,vanim-potoana nankalazana ny faha-dimy taonan'ny MPIKALO ny taona 2010.Nianatra sy nandalina ny Kabary malagasy tao amin'ny Fikambanan'ny Mpikabary Malagasy ny taona 2011 ka hatramin'ny 2015 .Mpikambana ao amin'ny Havatsa UPEM ,ary nanoratra tononkalo maro dia maro ,toa ny "ILAY TSY HARITRO" ,FANJAKANA LAFATRA sns...manoratra tantara foronina,ary eo an-dalam-panoratana sombin-tantara natokana ho an'ny ankizy.sarotiny indrindra eo amin'ny lafiny fampiasana voambolana tranainy rehefa mamorona asa soratara,ary te haneho an-tsary lalandava ny fiainana iainan'ny malagasy miatrika ny vanim-potoana ankehitriny.

  1. rakotondra-JAO;;;;;;;;;;;;;;;;ANJARA-soa