Mpikambana:Bénédiction MAROANDRO

Avy amin'i Wikipedia

Teraka tamin'ny taona 1989 tao Antananarivo. Nahazo ny mari-pahaizana bakalorea sokajy "C" ny taona 2006 ary nanohy ny fianarana ho Injenieran'ny Asa vaventy teny amin'ny sekoly ambony polyteknika - Oniversiten'Antananarivo/Vontovorona ny taona 2007 hatramin'ny 2012. Nanohy lalam-piofanana "DEA en hydraulique et aménagement du territoire" teny amin'ny Oniversiten'Antananarivo ihany ny taona 2013. Ankehitriny dia miasa eo amin'ny sehatry ny Asa vaventy ary "Ingénieur consultant". Manam-bady ary manan-janako roa. Manam-pahaizana manokana momba ny fanamboarana tetezana sy fikojakojana ny lalana ary ny Matematika.