Microsoft Pinyin IME

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Wiki letter w.svg   Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010)

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Ny Microsoft Pinyin IME (fiteny sinoa 微软拼音输入法; pinyin: wēiruǎn pīnyīn shūrùfǎ) dia rindrankajy fampidirana soratra nataon'i orinasa Microsoft sy Harbin Institure of Technology. Miaraka amin'ny Microsoft Windows sy Microsoft Office miteny sinoa io rindrankajy io. Afaka hafarana avy any amin'ny tranonkalan'i Microsoft.