Michael Mann

Avy amin'i Wikipedia
Michael Mann
Ankapobeny
Anarana Michael Mann
Teraka 5 Febroary 1943
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Etazonia
Asa :
Fiainana manokana

Michael Mann dia talen-koronantsary, mpamoaka horonantsary, mpanoratra senariô, mpanoratra mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 5 Febroary 1943 tao Chicago

Ny fiainany manokana[hanova | hanova ny fango]

Ny zanany dia Ami Canaan Mann.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.