Mars (fajiry)
Avy amin'i Wikipedia
Mars dia fajiry faha efatry ny système solaire. Izy ny fajiry kely indrindra eo aorian'ny Mercure. Ao amin'ny fianankavian'ny planety teliorika izy. Ny anarany dia avy amin'ny andriamanitra « Mars », anarana romana ny andriamanitra grika « Ares ». Noho ny endriny mena, « Fajiry Mena » koa ny anarany.
Nanomboka tamin'ny 1960 ny mission atao eny amin'ny habakabaka mba hahafantatra ny tondron'ny Mars : ny jeografiany, ny atmosferany, sns.
Manana volana roa ny Mars : Phobos sy Deimos ; araka ny mitolojia grika, anaran'ny zanak'i Ares ireo anarana ireo.
Votoatiny |
Tondro ara-pizika [hanova]
Jeografia [hanova]
Jeolojia [hanova]
Atmosfera sy toe-tany [hanova]
Astronomia [hanova]