Madagascar (filma 2005)
Avy amin'i Wikipedia
Ny Madagascar dia horonantsary ny DreamWorks Animation Studios, nivoaka tamin'ny 25 Mey 2005. Afaka hitantsika ao i Ben Stiller (manome feo an'i Alex, ilay liona), Jada Pinkett Smithmilalao an'i Gloria, iay soavalindrano), Chris Rock(milalao an'i Marty,ilay zebra), David Schwimmer(milalao an'i Melman, ilay zirafy), Sacha Baron Cohen(Julien, ilay maki), Cedric the Entertainer, ary i Andy Richter.
Io tantara io dia ahitana ireo biby maromaro izay tonga teto Madagasikara rehefa tratra ny loza teny an-dranomasina ka nahita ireto gidro sy fosa izay tsy fahita raha tsy eto Madagasikara ihany.
Nomena tohiny ilay horonantsary tamin'ny 2008, ary ny anaran'ilay tohiny dia Madagascar: Escape 2 Africa.