Le Corbusier

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Charles-Édouard Jeanneret-Gris, izay fantatra amin'ny solonanarany Le Corbusier (teraka ny 6 Oktobra 1887, maty ny 27 Aogositra 1965) dia mpanao hosodoko, mpanoratra ary mpanamboatra trano soisa nivadika frantsay tamin'ny 1930.

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.