Lalatiana

Avy amin'i Wikipedia

I Lalatiana Rajaofara dia Mpanakanto Malagasy.[hanova | hanova ny fango]

Ny Dingana Nolalovany[hanova | hanova ny fango]

Ny Taona 80 no nampalaza an'i Lalatiana , tamin'ilay hira hoe "Tsara Fiafarana" sy ny maro samy hafa.

1991. Nahazo ny prix de la decouverte RFI izy tamin'ilay hira noforonony hoe "Ho An'iza ny Masoandro".

Nandritra ny Taona 90 Dia nanantontosa fiakarana an-tsehatra maro teto Madagasikara sy tany ampitandranomasina izy, ka anisan'ny mpanakanto niara niasa taminy ry Toty,

Raki-kira[hanova | hanova ny fango]

2000: Ianao Namako[hanova | hanova ny fango]

  1. Lasalasa Ambiroa
  2. Tia
  3. Tsiaro Anao
  4. Ianao Namako
  5. Avelao
  6. Ny Nandaozanao Ahy
  7. Ilay Fitiavany
  8. Hijanona Aho
  9. Alina
  10. Nofy
  11. Avelao Any
  12. Ho An'iza ny Masoandro
  13. Oay

2006: Tsotra Ihany[hanova | hanova ny fango]

  1. Ivoara
  2. Amoron-drano
  3. Tsotra Ihany
  4. Soamiangaly
  5. Ho An'i Lalaina
  6. Antson'ny Manina
  7. Manina
  8. Fahiny
  9. Rotsirotsy
  10. Ranomason'ankizy
  11. O Isa

2012: I Malala[hanova | hanova ny fango]

  1. Faniriana
  2. Rahavako
  3. Aiza
  4. Misy Antony
  5. Masoandron'ny Fitia
  6. I Malala
  7. Ho Devoly Sady Anjely
  8. Tsy Anjarako Ianao
  9. Volaparata
  10. Tany

2017 : Double Sento (album duo avec le Guitariste Rija Randrianaivosoa)[hanova | hanova ny fango]

Rakikira atolotra ho fahatsiarovana ireo mpitendry mozika malagasy nisolo-tena an’i Madagasikara nandritra ilay « exposition universelle de Paris » tamin ‘ny taona 1931

  1. Doubla Sento (Naka Rabemanantsoa)
  2. Oay Lahy (Traditionnel)
  3. Mampahory (Traditionnel)
  4. Tanisa (Naly Rakotofiringa)
  5. Ambarao Ry Takariva (Randrianarivelo)
  6. An’iza Ny Basy (Traditionnel)
  7. Somambisamby (Ny Antsaly)
  8. Miohaza Rabetorimaso (Razafimahefa)
  9. O Ry Dada Sy Neny Malala (Traditionnel)
  10. Tia Karahoaka (Ny Antsaly)

2019 : Atolotro Ity[hanova | hanova ny fango]

  1. Ny Alahelo Anao
  2. Atolotro Ity
  3. Ny Fiainako Rehetra
  4. Miantso Anao
  5. Neny
  6. Ny Akaninay
  7. Tantely
  8. Train Dans L'oubli

tonony sy feo : Albert Rajaofara

2022: Soamiangaly[hanova | hanova ny fango]

  1. Ivoara
  2. Soamiangaly
  3. Moron-drano
  4. Imalala
  5. Fahiny
  6. Rahavako
  7. O isa
  8. Antson'ny manina
  9. Volaparata
  10. Tany
  • digital only. best of

2022 : Gabrielle Randrian Koehlhoeffer  GASY JAZZ PROJECT et LALATIANA[hanova | hanova ny fango]

  1. Vaudoo
  2. Tsy fantatro
  3. Aiza
  4. Fanilo
  5. Grain de sable
  6. Miaina
  7. Tsiky
  8. Ny alina
  9. Speranza
  10. Tso-drano