Lalampanorenana

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny Lalampanorenana (na Lalam-panorenana) amin'ny firenena dia karazan-dàlana manoro ny fomba fiasan'ny governemanta. Milaza izy hoe ahoana mifidy ny filoham-pirenena, firy taona izy no tokony mijanona eo. Milaza koa ny lalampanorenana hoe inona ny lalàna azo apetraka, rahoviana ny olona vao afaka mifidy, ary ahoana ny manova ny lalam-panorenana.

Miantoka ny fahafahana sy ny zon'ny fikambanana ny Lalampanorenana.

Jereo koa[hanova | modifier le wikitexte]

Rohy ivelany[hanova | modifier le wikitexte]

Lalampanorenana Alemana
Lalampanorenana Beljianina
Lalampanorenana Kameroney
Lalampanorenana Kanadianina
Lalampanorenana Amerikanina
Lalampanorenana Frantsay

Endrika:Hiérarchie des normes

Lalampanorenana Iranianina
Lalampanorenana Soisa
Lalampanorenana Togoley
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.