Karatra

Avy amin'i Wikipedia
  
Karatra

Ny karatra dia fisy vita baoritra (matetika vita bristol) na plastika kely hangeza (vitsy ny mihoatra ny 15cm × 7cm) voasokajy anaty sokajy samihafa ary ampiasaina anaty lalao lazaina hoe karatra filalaovana

Manana endrika iraisana ny karatra (ny ivohony dia lazaina hoe taroté) ary endrika mahasamihafa azy.

Ny karatra dia mety tsotra (52 karatra, lalao tarot sns.) na mety namboarina ho an'ny lalao manokana.

Karatra tsotra[hanova | hanova ny fango]

Ny karatra lalao tsotra dia misamihafa na amin'ny sandany - Tokana (na As) hatramin'ny folo - na amin'ny tarhiny - Mpankaja (King), Dame, na Valet - na amin'ny lokony. Ny « loko » dia miisa efatra, ary miova arakaraky ny fampiasana azy, ara-pirenena na ara-paritany.

Ny eva na ny loko[hanova | hanova ny fango]

Misy karatra telo ambin'ny folo anaty lalao miisa 54 Karatra (matetika misy jokera iray na telo). Ho an'ny fiaviany, ny loko efatra dia hoarina amin'ny tonontaona (saison) efatra. Raha marihana ho 11 ny valet, ho 12 ny dame, 13 ny roi, ka raha atambatra daholo ny isan'ny lalao miisa karatra 54, dia mahita 364 isika, ho an'ny herintaona miisa 365 andro. Mety izany ny antom-pisian'ny jokera roa miampy, ny joker faharoa mety midika ny taona bisekstily.


Ny tarehin'ny karatra[hanova | hanova ny fango]

Ny tarehy ampiseho amin'ny karatra dia tarehin' olona tenenina fa malaza tamin'ny taona medievaly — fotoana namoronana ny karatra tany Eoropa — na, ho an'ny karatra frantsay tsotra :

Valet Dame Roi
Lahire
niara-ndiady tamin'i
de Jeanne d'Arc
Judith
malaza amin'ny baiboly
Charles
Charlemagne
na Charles VII
Hector
niady tamin'ny
Adin'i Troie
Rachel
olona ao amin'ny baiboly
Cesar
Jules Cesar
Ogier (na Hogier)
anisan'ny ankasan'i
Charlemagne
Pallas
Pallas Athena
David
ao amin'ny baiboly
Lancelot
Lancelot du Lac
Argine
anagramme de regina
Alexandre
Alexandre le Grand

Fiaviana[hanova | hanova ny fango]

Sina[hanova | hanova ny fango]

Efa fantatra ankehitriny fa karatra lalaovina manerana ny tany dia avy any Sina ary nipoatra tany ilay lalao tamin'ny dinastia Tang (618-907) tamin'ny boky soratana amin'ny taratasy (mbola rolao ny boky taloha). Navoatra avy tamin'ny kodiakely avy any India ny karatra azy mifandray amin'ny asa masina. ny karatra antitra indrindra hita tia hitan' Albert con Le Coq tany Turfan, faritan'i Xinjiang. Ny karatra dia anisan'ny ohatra voalohan'ny ksilôgrafia, nipoatra tamin'ny faran'ny dinastia Tang (taonjato faha 10). I Joseph Needham dia maminavina, araky ny loharano[1] hitany, fa mety tamin'ny taonjato faha sivy ny karatra no voaforona. Tamin'ny andron'ny Song, tamin'ny taonjato faha 11 izany, ny fivoarana dia nampiteraka ny daomy. Tonga tany Eoropa tamin'ny taonjato faha 14, tamin'ny andron'i Marco Polo, nanaitaitra ny fivoaran'ny tonta printy tety eoropa ny karatra sinoa.


Misy karazana lalao telo ny karatra sinoa : ny karatra daomy, ny karatra vola, ary ny karatra anaovana eseky, mandika ny piesin'ny xiangqi (eseky sinoa).

Ao amin'ny karatra vola dia misy isa miovaova rohitra ara-isa, ary nampiasain'ny lalao sinoa maro :

Ejipta[hanova | hanova ny fango]

Nandritra ny taona 11, dia nandroso ny lalàm-panorenana mivantana ny lalàm-panorenana tany Afrika, ka dia tonga tany Egypte izany. Ny karta baventy voalohany izay hita dia ireo ampanjakan'ny taona 12 sy 13, nampidinika amin'ny taona 15, no antsoina hoe Mamluk. Bô Mamluk nivadika indrindra tamin'ny taona 15, izay ao anatin'ny fombafomba tahaka ireo mpanjakan'ny talata vao nanamboatra tany Topkapı, Istanbul, tamin'ny taona 1939. Ao anatin'io bô io misy ny "golifi polo", "vola", "kibori" ary "sena".[2] Amin'ny momba ny iray noho iray, misy folo lahy latabatra pip sy telo tatabatra cung đình. Ny tatabatra cung đình dia maneho fomba fanentanana fikarohana na famantarana, izay azo antoka fa noho ny didy maneho ny raitra taty aoriana ao amin'ny Islam Sunni. Ny teny "Nā'ib" (phó vua) dia novain'i Eropa. Ny tatabatra pip dia maneho ny folo amin'ny alàlan'ny latabatra, izany dia matetika afaka hita ao amin'ny latabatra fotsiny kokoa. Mifanaraka amin'ny vaovao, ireo latabatra ireo dia azo jerena fa hoe lalao baventy madinika tsotra izay tsy manana latabatra manokana tahaka ny "trump".

Azia Andrefana[hanova | hanova ny fango]

Mety nandalo tamin' Azia Andrefana ny karatra sinoa alohan'ny fahatongavany tety eoropa tamin'ny taonjato faha 14, ny endriny tamin'izany fotoana izany dia mitovy be amin'ny endriky ny karatra amin'izao fotoana. Manana karatra 52 ny lalao azy efatra ny karazana : ny kibay anaovana polo, ny piesy, ny lefona azy ny kopy ; misy karatra folo anatin'ny serie iray ary telo ny karatra any ivelan'ny isa : malik (mpanjakaà, nā'ib malik (Mpanjaka faharoa), azy ny thānī nā'ib (Faharoa). Anatin'ny ohatra voatahiry ankehitriny, mitondra tarehy jeômetrika ny karatra fa tsy mitondra tarehin' olona.

Ny lalao Malmelouk dia voaforon'i Leo Mayer tany amin'ny lapan'i Topkapi any Istanbul tamin'ny 1928. Tsy anttitra noho 1400 ilay lalao, fa nafahana nahitana singan-dalao tamin'ny taonjato faha 12 sy faha 13.

Eoropa[hanova | hanova ny fango]

Karatra tambanin'ny Terreur[hanova | hanova ny fango]

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]

  1. eto « source »
  2. Sv388
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.