Kambodia

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Cambodia5-trans.png ((km))
Preăh Réachéanachâkr Kâmpŭchea km-
{{{nom_malgache}}} ((mg))
DSainan'i Kambodia Mari-piandrian'i Kambodia
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : Firenena, Finoana, Mpanjaka
Location Cambodia ASEAN.svg
Teny ofisialy kimera
Renivohitra Phnom Penh
Tanàna ngeza indrindra Phnom Penh
Fitondrana sy governemanta
 - Mpanjaka
- Praiminisitra
Fanjakana Ara-dalampanorenana
Norodom Sihamoni
Hun Sen
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 89
181 035 km²
2,5 %
Isam-ponina
 - Tontaliny (2009)
 - hakitroka
faha 65
14 494 293 mpo.
72,5 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Kambojianina
Sandam-bola Riel (KHR)
Fiozao ny ora UTC +7
Hiram-pirenena Noko-Reach
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+855

Ny Kambodia, na Fanjakan'i Kambodia (amin'ny fiteny kimera : Preăh Réachéanachâkr Kâmpŭchea, na Srok Khmer midika « firenen'ny Kimera) dia firenena any Azia atsimo atsinanana, manana isam-ponina 15 tapitrisa kambojianina. Ny renivohiny dia Phnom Penh. Ny Kambodia dia ny firenena nandimby ny Empira Kimera hindoista sy bodista nanjaka tao Indosina eo anelanelan'ny taonjato faha 10 sy ny taonjato faha 14. Ny Kambodia dia mizara sisin-tany amin'i Tailandy any andrefana sy any avaratra andrefana, miaraka amin'ny Laos any Avaratra atsinanana ary miaraka amin'i Vietnam any atsinanana sy any atsimo atsinanana.

Ny olom-pirenenan'ilay firenena dia mitondra ny anarana Kambojianina na Kimera nohon'ny foko kimera maro an'isa ao Kambodia. Ny ankabeazan' izy ireo dia manana finoana bodista theravāda. Misy koa ny mozilmana ary amin'ny foko Cham ny ankabeazany, ary misy koa ny kristianina avy amin'ny foko miaina any atsinanana.

Jeografia[hanova | modifier le wikitexte]

Ny Kambodia dia firenena any Azia Atsimo Atsinanana, voadidin'i Tailandy, ny Laos ary ny Vietnam/ Ny velarantaniny dia 181 035 kimometatra efa-mira, ary ny amorontsirany manan-kalava 443 km dia mivoaka eo amin'ny gôlfan'i Tailandy. Manana tangorom-bohitra telo izy : ny tangorom-bohitry ny Elefanta, ny Kardamôma (Cardamomes) ary ny Dong.

Ny renivohiny, Phnom Peng, dia eo amin'ny renirano Mekong, eo amin'ny hefany. Ny loharanon'ny Mekong dia any Tibeta ary miampita ny Kambodia alohan'ny Vietnam Atsimo, eo izy no mirotsaka ao amin'ny Ranomasin'i Sina. Ny farihiny ngeza indrindra dia ny Farihy Tonle Sap, manana velarana miovaova arakaraky ny fotoana : 300 km² rehefa amin'ny andro maina, ary 10 000 km² rehefa amin'ny fotoan'ny orana.

Tantara[hanova | modifier le wikitexte]

Toe-tany[hanova | modifier le wikitexte]

Toe-karena[hanova | modifier le wikitexte]

Kolontsaina[hanova | modifier le wikitexte]

Finoana[hanova | modifier le wikitexte]

Jereo koa[hanova | modifier le wikitexte]

Rohy ivelany[hanova | modifier le wikitexte]