Joliosy Kaisara
Avy amin'i Wikipedia
I Kaiosy Joliosy Kaisara (amin'ny teny latina CAIVS•IVLIVS•CAESAR•IV /kaius ˈjuːlius ˈkajsar/ tamin'izy teraka ary IMPERATOR•CAIVS•IVLIVS•CAESAR•DIVVS /impĕrɑːtŏr kaius ˈjuːlius ˈkajsar ˈdi.us/) dia mpitari-tafika, mpanao politika (senatora ary aveo mpangeja mandrakizay) ary mpanoratra romana terana tany Roma tamin'ny 12-13 Jolay -100 ary maty tamin'ny 15 Martsa -44.