I Johnny Depp (tena anarany John Christopher Depp II) teraka tamin'ny 9 Jiona 1963 tany Owensboro, ao amin'ny faritra mizaka-tenan'i Kentucky (Etazonia), dia mpilalao anaty horonantsary ary mpihira amerikana.
Johnny Depp tamin'ny 2007
Kintan'i Johnny Depp ao amin'ny Hollywood Walk of Fame