Johannes Heesters
Endrika:Infobox Olona Johannes Heesters teraka tamin'ny 5 Desambra 1903, dia mpilalao anaty horonantsary, mpihira ary mpampilalao Neerlandey.
Niasa nandritry ny 91 taona izy, ary matetika niasa tamin'ny toerana miteny alemana. Tami'nny Aprily 2011, i Heesters no olona antitra indrindra amin'ny fampilalaovana. Nihira indray ho an'i Adolf Hitler izy ka noho izany dia nanana olana tamin'ny olona vitsivitsy.[1]
Indroa nivady i Heesters : tamin'ny 1930 hatramin'ny 1930 izy nivady tamin'ny mpilalao anaty horonantsary Louise Ghijs (1906) ary tamin'ny 1991 hatramin'izao izy mivady amin'i Simone Rethel. Manana zanaka vavy roa i Heesters avy amin'ny fanambadiany voalohany. Dimy ny isan'ny zafikeliny, dimy amin'ny roapolo zafiafy, ary zafindoalika iray hatry ny taona 2011.
Jereo koa [hanova]
Rohy ivelany [hanova]
- Official website (amin'ny teny alemana)
- Postcards and tobacco cards
Erreur de référence : Des balises <ref> existent, mais aucune balise <references/> n’a été trouvée.
