Jean-Louis Trintignant

Avy amin'i Wikipedia
Jean-Louis Trintignant
Ankapobeny
Anarana Jean-Louis Trintignant
Teraka 11 Desambra 1930
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Frantsa
Asa :
Fiainana manokana

Jean-Louis Trintignant dia mpilalao, talen-koronantsary, mpanoratra senariô mizaka ny zom-pirenen'i Frantsa teraka ny 11 Desambra 1930 tao Piolenc

Ny fiainany manokana[hanova | hanova ny fango]

Ny zanany dia Marie Trintignant.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.