Isaac Newton
I Isaac Newton, teraka tamin'ny 4 Janoary 1643 ary maty tamin'ny 20 Martsa 1727[1], dia olona mpanao matematika, mpanao fizika, mpanao filôzôfia, mpanao alsimia ary mpanao hainkintana anglisy. Fantatra amin'ny teôria momban'ny gravitation universelle.
Votoatiny |
Tantaram-piainana [hanova]
Fahatanorana [hanova]
Tamin' Isaac Newton niteraka, mbola tsy nampiasa ny kalandrie gregoriana ny fanjakanan'i angletera. Araka ny kalandrie Jioliana, teraka tamin'ny 25 Desambra 1642 i Isaac Newton, tao amin'ny tranon'i Woolsthorpe, tsy lavitry ny Grantham, any amin'ny Lincolnshire (Angletera) ; tantsaha ny ray aman-dreniny. Maty telo volana talohan'ny fiterahany ny rainy, ary ny reniny, i Hannah Ayscough dia lasa nivady tamin' olon-kafa tamin' Isaac mbola telo taona. Nalefa tany amin'ny renibeny izy ary ny dadatoany no mitaiza azy. Tsy dia sambatra izy tamin'ny fahazazany. Tamin'izy dimy taona, nianatra tany amin'ny fianaran'i Skillington izy tamin'izy dimy taona, ary tamin'izy roa ambin'ny folo taona, nianatra tany amin'ny fianaran'i Grantham.
Nijanona tany ampianarana mandritry ny efa-taona i Isaac Newton, fa nijanona nianatra izy tamin'ny reniny niantso azy mba hakany Woolsthorpe, mba hianatra handrindra ny domaine-ny.
Teoria siantifika [hanova]
Tsy manaiky afatsin'ny fifandraisana ara-matematika hita tamin'ny fandinihanan'ny zava-misy i Newton.
haihazavana [hanova]
Tamin'ny taona 1670 hatramin'ny 1672, mandinika ny refraction ny hazavana i Newton, mampiseho izy fa manome spectre de couleur ny prisma rehefa tifirina jiro fotsy. Ary rehefa mametraka prisma hafa eo aorian'ilay prisma voalohany, dia lasa mitambatra indray ilay loko mba hanome jiro fotsy.
I Newton any ivelan'ny siansa [hanova]
I Newton sy ny alsimia [hanova]
Jereo koa [hanova]
boky elektronika [hanova]
- ((fr)) Optique de Newton, tome I sy tome II, eo amin'ny Gallica, dika tamin'ny teny frantsay nataon'i Jean-Paul Marat (1787)
- ((fr)) Principes mathématiques de la philosophie naturelle, tome I et tome II, sur Gallica, dika tamin'ny teny frantsay nataon'i marquise du Châtelet
- ((en)) Opticks, or a Treatise of the Reflections, Refractions, Inflexions and Colours of Light, fanontana faha efatra (1730), boky navadika elektronika hita ao amin'ny archive.org
- ((la)) Philosophiae naturalis principia mathematica (1686), fanontana fiavina navadika elektronika.
Hafa [hanova]
- ((fr)) Isaac Newton mathématicien : les années de formation et les premiers écrits
- Exposition abrégée du Système du Monde et explication des principaux phénomènes astronomiques tirée des Principes de M. Newton, texte de Mme du Châtelet (1759) en ligne et commenté sur BibNum.
- ((en)) Isaac Newton sur le site de la Chaire lucasienne
- ((en)) Newton sur l'Encyclopédie de philosophie de l'université Stanford
- ((fr)) Télescopes à réflexion : Concentrer la lumière par réflexion sur des miroirs
Tsiahy [hanova]
|
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Isaac Newton |