Isa miiba
Avy amin'i Wikipedia
Ny isa miiba dia izay isa latsaky ny aotra.
Ny isa miiba dia isa toa i −3, −100, sns...
Ao amin'ny isa miiba dia ahitana ireo isa voasaina miiba, ire isa tsy voasaina miiba ary ireo isa voatsapa miiba.
Azo atao ny mihevitra ny isa miiba ho fanitaran'ny isa miabo.