Ireo taranja hita ao amin'ny Sekoly Ambony Loterana momba ny Teolojia

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

IREO TARANJA HITA AO[hanova | modifier le wikitexte]

Manana ireo taranja teolojika fototra rehatraha misy eran'izao tontolo izao ny SALT. Ireto avy izy ireo: ny Testamenta Taloha, Ny Testamenta Vaovao, ny Teolojia Systematika izay mizara ho Dogmatika sy Etika, ny Teolojia Pratika, ny Tanataran'ny Fiangonana, Taranja fanampiny: Antropolojia sy Sosiolojia. Manampy ireo koa ireo fiteny Anglisy sy Frantsay.