Irôkoay

Avy amin'i Wikipedia

Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.


Irôkoay
Isam-ponina ara-paritany
75.000 ; (30.000 any Etazonia dia 45.000 ny Canada) (taonjato faha 20)
Isam-ponina
Faritany fiavina
Laka Ontario, Ren. St Laurent
Fiteny
Kayogah, Anieh (Mohawk), Oneidah,
Senekah, Toskarôrah
Finoana
animisma
Vori-ponina mifatotra
Firenena dimy

Ny Irokoay (na Haudenosaunee) dia fantatra koa amban'ny anarana Firenena dimy mampiaro firenena dimy dia aveo firenena henina miteny Irôkoay niaina tao avaratran'i staty ny New York tany USA ao atsimon'i Lac Ontario sy ny renirano Saint-Laurent ; ny ankabiazan'ilay 75.000 irôkoay miaina izao any a Quebec na any Oklahoma. Irokoay vitsivitsy any Kahnawake (atsimon'ny Montréal).

Ilay firenena 6 "mifampifatotra" aminy common constitution : ilay Gayanashagowa (lalana be mampiray)

[Ovay] Jereo Koa

Fanoroana sy fitsipika