Imailaka

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka World Wide Web sy resaka Internet ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny Arobase. Eva n'Imailaka, sy ny Internet

Ny Imailaka, e-mail, na mail dia servisy omen'ny Internet afaka ampiasaina mba handefa sy hahazo ny hafatra aingakaingana koa non'ny taratasy alefa paositra. Afaka mandefa rakitra koa ny mpampiasa imailaka amin'ny imailaka.

fomba fampiasàna ny imailaka [hanova]

Tsy maintsy manana adiresy imailaka sy « client de messagerie » ny mpampiasa rehefa te hijery ny taratasy-ny.