Ian Murdock
Avy amin'i Wikipedia
Ian Murdock, teraka ny 28 Aprily 1973 tany Konstanz (Alemaina) dia olom-pirenena amerikanina avy any Alemaina ary mpamorona ny mpandrindra milina ary ny tetikasa Debian.