|
Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Aprily 2010)
Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.
|
Ny horohorontany tamin'ny taona 2010 tany Yushu dia horohorontany nitranga tao amin'ny faritan'i Qinghai (faritany tibetanina) tao amin'ny faritanin' Yushi tamin'ny 14 Aprily 2010 tamin'ny 7 ora 49, ora tany an-toerana[1],[2]. Ny herin'ilay hororohontany dia eo anelanelan'ny 6,92[3],[4] (USGS, EMSC) sy 7,1[5] Mw.
Ny tsinjarafintina ho an'io loza io tamin'ny 17 Aprily dia olona maty miisa 2 039, olona maratra 12 315 ary trano maromaro potika[6]. Ny afovoan'ilay horohorontany dia ao amin'ny tanànan'ny Rima (日瑪村)[7],[8] ao amin'ny kaominin'i Shang Laxiu (上拉秀鄉) any amina faritany lavitra ary be vato, eo akaikin'ny faritan'ny faritra mizaka-tenan'i Tibeta, 30 kilometatry ny tanànan'ny Gyêgyu, sezan'ny distrikan'i Yushu[9], ay 240 kilometatry miala avy ao Qamdo[10]. Ao amina havoana tibetana tsy dia be mponina izy, toerana matetika voakasiky ny horohorontany[11].
- ↑ ((zh)) 兰州军区和武警部队官兵投入青海玉树抗震救灾, Xinhua.net. Novangiana tamin'ny 14 avril 2010
- ↑ ((en)) Magnitude 6.9 - SOUTHERN QINGHAI, CHINA, 2010 April 13 23:49:37 UTC., USGS. Novangiana tamin'ny 14 avril 2010
- ↑ ((en)) Magnitude 6.9 – SOUTHERN QINGHAI, CHINA, usgs.gov. Novangiana tamin'ny 14 avril 2010
- ↑ ((en)) Mw 6.9 SOUTHERN QINGHAI, CHINA, emsc-csem.org. Novangiana tamin'ny 14 avril 2010
- ↑ ((en)) 589 dead, 10,000 injured in 7.1-magnitude quake in China's Qinghai, xinhuanet.com. Novangiana tamin'ny 14 avril 2010
- ↑ Erreur de référence : Balise
<ref> incorrecte ; aucun texte n’a été fourni pour les références nommées nouvelobs.
- ↑ ((zh)) BBC 中文网 - 兩岸三地 - 青海玉樹地震已造成至少400多人死亡. Novangiana tamin'ny 14 avril 2010
- ↑ ((zh)) 815 郵政編碼(郵遞區號)查詢 - 郵編庫(繁體), 2010-02-26, Postcode.jamesqi.com. Novangiana tamin'ny 14 avril 2010
- ↑ ((zh)) 青海玉树地震造成人员伤亡 州府结古镇民房倒塌严重. Novangiana tamin'ny 14 avril 2010
- ↑ ((en)) Magnitude 6.9 - SOUTHERN QINGHAI, CHINA 2010 April 13 23:49:37 UTC, USGS. Novangiana tamin'ny 14 avril 2010
- ↑ ((en)) Michael Bristow, « China earthquake kills hundreds in Qinghai », BBC World. Novangiana tamin'ny 14 avril 2010
|