Hidrôksida

Avy amin'i Wikipedia
Sary 3D ny rio hidrôksida

Ny hidrôksida dia rio miiba manana raikipohy simika OH. Ny mpanorina azy io ia atôma ôkzizenina ary hidirôzenina izay mifamatotra amin'ny alalan'ny fatotra kovalenta ary mitondra lanjam-boanaratra miiba.

Rio hidrôksida[hanova | hanova ny fango]

Anisan'ny mpiorin'ny rano ny rio hidrôksida, noho ny fiota mampandrion-tena :

H+ + OH is in equilibrium with H2O

Ny Kw izay tsimiova ilanjalanjana (anglisy: equilibrium constant) io fiota io dia voafaritra ho :

Kw = [H+][OH]

10-14 no sandany eo amin'ny 25°C, ka akaikin'ny 10-7 mol/dm3 ny tahan'ny hidrôksida anaty rano madio.