Heraclius

Avy amin'i Wikipedia
Heraclius
Sary:Heraclius and Heraclius Constantine solidus.jpg, Cherub plaque Louvre MRR245 n2.jpg
Ankapobeny
Anarana Heraclius
Teraka taona 575
Maty 11 Febroary 641
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Empira Bizantina
Asa :
Fiainana manokana

I Heraclius dia emperora rômana tao amin' ny Empira Bizantina tamin' ny taona 610 hatramin' ny 641. Izy no mpanorina ny fianakavia-mpanjaka Heraklida izay nanapaka ilay empira nandritra ny taonjato iray (taona 610-711).

Amin' ny teny latina dia atao hoe Flavius Heraclius Augustus ny anarany fa amin' ny teny grika kosa dia Ἡράκλειος / Hērakleios.

Teraka tamin' ny taona 575 ary maty ny tamin' ny 11 Febroary 641 izy.

Ny fiainany manokana[hanova | hanova ny fango]

I Heraclius Zokiny no rainy. Ny vadiny dia i Fabia Eudokia. Ny zanany dia i Eudoxia Epiphania, i Constantine III ary i Heraklonas.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.