Haitsikerafiteny
Avy amin'i Wikipedia
Ny haitsikerafiteny dia ny fandinihana ny fitenin'ny olombelona. Izay no mampiavaka azy amin'ny fitsipi-pitenenana izay mamisavisa ny fomba fandehan'ny fiteny iray. Ny mpahaitsikerafiteny voalohany dia ny indianina Panini miaraka amin'ny Ashtadhyayi izay lahatsoratra mikasika ny fandinihana ny fiteny sanskrity.