George Bush
Avy amin'i Wikipedia
I George Walker Bush ( George Bush, na George W. Bush ) dia filoha faha 43 ny Etazonia, nanomboka tamin'ny 20 Janoary 2001 ary tapitra tamin'ny 20 Janoary 2009.