Gard

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Fisian'ny departemantan'i Gard (miloko mena)

I Gard dia anarana departemanta frantsay ao atsimon'i Frantsa. Ny fisiany dia any andrefan'ny vavaranon'i Rhône, izany hoe any andrefan'i Marseille. Ao amin'ny faritra Languedoc-Roussillon no misy ny departemantan'i Gard. Ny anarana iavian'ny anaran'ilay departemanta dia avy amin'ny renirano Gard (teny ôksitana manonona ny renirano Gardon.). Ny kaody omen'ny INSEE sy ny la Poste ny departemantan'i Gard dia 30.

[hanova] Jeografia

Ireo departemanta mamaritra an'i Gard dia Bouches-du-Rhône, Archèche, Vaucluse, Hérault, Aveyron ary i Lozère. Ny toerana avo indrindra ao Gard dia ny tendrombohitra Aigoual ao amin'ny Cévennes (1 567m).

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka departemanta ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana
Amin'ny tenim-pirenena hafa