Fiteny poloney
Avy amin'i Wikipedia
Ny fiteny poloney (język polski, polszczyzna) dia teny ofisialin'i Polonia. Soratana amin'ny abidy poloney, voasintona avy amin'ny abidy latina ny fiteny poloney.