Fiteny malayalam

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fiteny sy resaka india ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny fiteny malayalam (amin'ny fiteny malayalam : മലയാളം, malayāḷam) dia anisan'ny fiteny dravidianina tenenina any atsimon'i India. Teny ofisialin'ny faritany mizaka-tenan'i Kerala ilay fiteny ka teny ofisialin'i India ihany koa. Ny toerana hafa manana ny fiteny malayalam ho teny ofisialy dia ao amin'ny faritan'i Lakshadweep ary any Pondicherry. 35,9 tapitrisa no isan'ny mponina miteny ilay fiteny any India ary manerana izao tontolo izao.

Ny fiteny malayalam dia avy amin'ny fiteny tamily ; nisongadina ilay fiteny ny taonjato fahaenina. Betsaka ireo voambolana malayalam avy amin'ny fiteny sanskrity, fiteny indo-eoropeana iray, ary avy amin'ny fiteny sanskrity ny valopolo isan-jaton'ny voambolany.

Filazana amin'ny fiteny malayalam any Pondicherry