Fiteny kreôly haisianina

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fiteny ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Kreôly haisianina

Ny Kreôly haisianina (Kreyòl) dia teny ofisialin'i Haiti. Misy olona 8,5 tapitrisa no miteny an'io Kreôly io any Haiti dia 1 tapitrisa eran-tany, indrindra any Etazonia. Avy amin'ny fiteny frantsay ilay kreôly, fa misy fianjadian'ny fiteny ewe, kikongo, yoruba, sy Igbo.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Boky[hanova | hanova ny fango]

  • Philologie créole: études historiques et étymologiques sur la fiteny créole d'Haïti de Jules Faine. Imprimerie de l'état, Port-au-Prince, Haïti (1937)
  • 1911- Haitian Creole: grammar, texts, vocabulary de Robert A. Hall, Jr., with the collaboration of Suzanne Comhaire-Sylvain, H. Ormonde McConnell [et] Alfred Métraux. American Anthropological Association (1953) (Menasha, Wisconsin.)
  • Diksyonnè Kréòl-Fransé, L. Peleman, C.I.C.M. Imprimerie Bon Nouvel, Port-au-Prince (1976)
  • Recherche sur les notions de temps et d'aspect en créole haïtien et en français: Application à l'enseignement du français de Robert Damoiseau, Centre de Linguistique Appliquée Université d'Haïti. Imprimerie Le Natal, Port-au-Prince, Haïti (Avril 1989).

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]