Fiteny gen

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fiteny ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

ny fiteny Gbe

Ny fiteny Gen ( Gen-Gbe na Gẽ) dia teny Kwa avy amin'ny teny Gbe, any atsimo-antsinanan'i Togo sy any Benin ny ankabeazan'ny olona miteny Gen. Ten'ny Niger-Kongo io fiteny io, otra ny teny avy amin'ny vondrona Gbe, ary teny tônaly izy io. Misy eo amin'ny 320.000 eo ny olona miteny Gen

[hanova] Jereo koa

Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana
Amin'ny tenim-pirenena hafa