Fiteny Tagalog
Avy amin'i Wikipedia
Ny fiteny Tagalog dia fiteny iray any Filipinina. Misy olona 90 tapitrisa no miten'ny fiteny Tagalog era ny tany. Ny teny Tagalog ny teny ofisialy ny Filipinina, miaraka amin'ny fiteny Anglisy.
Karazana teny Aostrônezianina ny fiteny Tagalog. Ohatra ny fiteny, Indonezianina, Malay, Fijianina, Maôri, Malagasy, Tahisiàna ary Samôhanina.