Fiteny Gojaratia

Avy amin'i Wikipedia

Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny fiteny Gojaratia na fiteny Gujarati (ગુજરાતી Gujǎrātī) dia fiteny Indo-Eoropeanina any India. Io ny fiten'ny tompontanin'i Gujarat.

Misy olona 46 tapitrisa no miteny Gojaratia any India sy maneran-tany. Ny fiteny Gujarati no tenin-drenin'i Mohandas Gandhi, i Ali Jinnah ary i Sardar Vallabhbhai Patel.

[Ovay] Tantaran'ny fiteny Gujarati

Ny fiteny gujarati ankehitriny (manan-tsipelina Gujerati, Gujarathi, Guzratee, Guujaratee, Gujrathi, na Gujerathi) dia fiteny voasintona avy amin'ny fiteny sanskrity. Manan-tsokajy telo ny fiteny gojaratia :


[Ovay] Ny fiteny gojaratia taloha ( 1100 - 1500 )

Ny fiteny gojaratia taloha dia razan'ny fiteny gojaratia (ankehitriny) ary ny razan'ny fiteny rajastani. Ny olona niteny io fiteny io dia any avaratra ny faritra Gujarat sy any andrefan'ny faritra Rajastan.

Fanoroana sy fitsipika