Fitaterana

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny fitaterana dia fitondrana zavatra, na olona avy amina toerana iray mankany amina toerana samihafa amin'ilay toerana voalohany, matetika amin'ny alalan'ny fiara mandeha ambon'ny lalana (fiarakodia, sarety) na ambon'ny lakandrano (sambo, lakana).

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fiara-monina ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.