|
Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010)
Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.
|
Ity ny lisitry ny mpitondra (mpanjaka) sy filoham-pirenena malagasy nanomboka tamin'ny 1787 izay hanjakan' Andrianampoinimerina izay nampikambana ny fanjakana merina tamin'ny 1806. Ny jeneraly Gallieni dia nanongana ny mpanjaka mba ho zanatany frantsay Madagasikara hatramin'ny 1958 izay niforonan'ny firenena Malagasy.
- Fanjakan'Imerina
- Fanjakan'i Madagasikara
Lisitry ny filoham-pirenena malagasy | Filoham-pirenena
Filoham-pirenena[hanova]
| Filoha |
Taona |
| Philibert Tsiranana |
1960-1972 |
| Jeneraly Gabriel Ramanantsoa |
1972-1975 |
| Kolonely Ratsimandrava |
5 febroary 1975 - 16 febroary 1975 |
| Amiraly Didier Ratsiraka |
Jona 1975-1991 |
| Zafy Albert |
1993-1996 |
| Didier Ratsiraka |
1996-2001 |
| Marc Ravalomanana |
2002-2009 |
| Andry Rajoelina |
13 febroary 2009 - |