Filoham-pirenena sy mpanjakan'i Madagasikara

Avy amin'i Wikipedia
  

Ity ny lisitry ny mpitondra (mpanjaka) sy filoham-pirenena malagasy nanomboka tamin'ny 1787 izay hanjakan' Andrianampoinimerina izay nampikambana ny fanjakana merina tamin'ny 1806. Ny jeneraly Gallieni dia nanongana ny mpanjaka mba ho zanatany frantsay Madagasikara hatramin'ny 1958 izay niforonan'ny firenena Malagasy.

Fanjakana[hanova | hanova ny fango]

Fanjakan'Imerina
# Anarana Fanombohan'ny fanjakana Fiafaran'ny fanjakana Toerany
1 Nampoina 1787 1810 Mpanjaka
2 Radama I 1810 1817 Mpanjaka


Fanjakan'i Madagasikara
# Anarana Fanombohan'ny fanjakana Fiafaran'ny fanjakana Toerana
1 Radama I 1817 27 jolay 1828 Mpanjaka
2 Ranavalona I 27 jolay 1828 18 aogositra 1861 Mpanjakavavy
3 Radama II 18 août 1861 11 mai 1863 Mpanjaka
4 Rasoherina 11 mai 1863 2 avril 1868 Mpanjakavavy
5 Ranavalona II 2 avril 1868 13 juillet 1883 Mpanjakavavy
6 Ranavalona III 13 juillet 1883 28 février 1897 Mpanjakavavy
Zanatany frantsay 28 février 1897 1 mai 1959


Lisitry ny filoham-pirenena malagasy | Filoham-pirenena

Filoham-pirenena[hanova | hanova ny fango]


Filoha Taona
Philibert Tsiranana 1960-1972
Jeneraly Gabriel Ramanantsoa 1972-1975
Kolonely Ratsimandrava 5 febroary 1975 - 16 febroary 1975
Amiraly Didier Ratsiraka Jona 1975-1991
Zafy Albert 1993-1996
Didier Ratsiraka 1996-2001
Marc Ravalomanana 2002-2009
Andry Rajoelina 13 febroary 2009 -