Fikambanana Iraisam-pirenena ny Frankôfônia
Avy amin'i Wikipedia
Ny Fikambanana Iraisam-pirenena ny Frankôfônia na FIF (amin'ny fitney frantsay Organisation internationale de la francophonie na OIF) dia fikambanana iraisam-pirenena mampikambana ireo firenena izay mampiasa ny fiteny frantsay. Araka ny sehatra antranonkala ofisialy, 75 no isan'ny firenena mpikambana ao amin'ny FIF ; izany hoe mponina 800 tapitrisa. Firenena mpikambana ny ankamaroan'ireo zana-tany frantsay taloha (Kanada, Indôsina, Afrika Andrefana frantsay, afatsy i Aljeria, Afrika Ekoatorialy Frantsay, Madagasikara, Maorisy ary i Seisela).