Fiangonana Katolika

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny niandohany[hanova | modifier le wikitexte]

Ny fivavahana katolika dia nentin'ny misiônera tamin'ny taona efa taloha be tany teto Madagasikara. Fivavahana voalohany eto Madagasikararaha ny habetsahan'ny mpino no jerena ny Fiangonana Katolika. Mampiavaka ny fiangonana Katolika koa ireo Trano Fiangonana goavam-be izay nalana tahaka indrindra tamin'ny fiangonana vahiny amin'ny endriny sy ny bikany. Marihina fa misy lakroa avokoa ny fiangonana Katolika.

Fivoarany[hanova | modifier le wikitexte]

Niroborobo tokoa ny fiangonana katolika teto Madagasikara tamin'ny andron'ny fanjanahan-tany na dia teo aza ny fandroahana ireo misionera frantsay. Ny andry niorenany moa dia i ramatoa Victoire RASOAMANARIVO, vehivavy nahery fo tokoa teo amin'ny lafin'ny fijoroana vavolombelon'ny finoana. Tsy niasa irery anefa izy fa nampian'i Frera Louis Raphael RAFIRINGA tamin'izany. Marihina fa izy ireo dia samy nasandratra ho olontsambatra avokoa. Teo ihany koa ny fifaninanana tamin'ny fiangonana Protestanta izay tsy mora tamin'ireo kristianina tany amboalohany ny nitazona ny finoana. ....

Ny ho avy[hanova | modifier le wikitexte]

Statistika[hanova | modifier le wikitexte]

Rafitra[hanova | modifier le wikitexte]

  • Kardinaly : Kly. Armand Gaëtan Razafindratandra (hatramin'ny taona 2010)

Konferansa Episkopaly