Faure Gnassingbé

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Wiki letter w.svg   Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Aprily 2010)

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

I Faure Gnassingbé

i Faure Essozimna Gnassingbé, teraka tamin'ny 6 Jiona 1966 tany Afagnan, Togo, dia mpanao mpolitika togoley, anisan'ny zanaky ny filoha taloha Gnassingbé Eyadéma, filohan'ny repoblika tamin'ny 7 hatramin'ny 25 Febroary 2005, ary mbola niverina lasa filoha tamin'ny 4 Mey 2005 hatramin'izao. « Lany » filoha indray izy tamin'ny 4 Martsa 2010.

Biografia[hanova | modifier le wikitexte]

i Faure Gnassingbe dia nandinika ny toe-karena sy ny fitantanana tany ami'nny Oniversite Paris-Dauphine ary nahazo MBA tany amin'ny Oniversite George Washington. Na dia izany, betsaka ny olona tsy mino ny diany tany amin'ilay oniversite amerikanina satria tsy misoratra eo amin'ny anoera ofisialin'ny mpianatra taloha ny anarany. Depiote tao amin'ny antenimiera togoley izy ho an'ny fizaramparitan'i Blitta, ny faritra iavian'ny reniny, mitondra ny etikety ny antoko tokana, ny RPT na Rassemblement du Peuple togolais.

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.